Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Tolo
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Tolo
Hampiditra ohabolana
31.
Tovolahy manambady anti-bavy, tolomina toa Renibe avela anefa anjaran'ny tena
arson
32.
Boka mikavina, tsy haingo fa fitehirizan-karena. Boka mangala-pary : ny fary tsy azo, fa ny tanana feno lay. Boka mangala-boatavo, ka mifampitolona samy malama.
natix007
33.
Mamo mamonjy polisy, mitolo-bata!
roscarb
34.
boka mangala_boatavo mifampitolona samy malama
dadou
35.
ny an-tratra tsy lavo, ny raiben-kazo tolomina
bakozetra
36.
Tolona am-batolampy ny fiainana ka izay manao tantsirambina no vaky loha.
ranjalia
37.
valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza
zouzou
38.
Lolo manatona afo, mitolo-tena ho may
JMR
39.
Aza manao tanin'andron'adevolahy, ka ny kibo no atolotra andro
McFy
40.
Tsy misy mitolo-batana, fa izay melo-bava no meloka
hery
41.
Valala tsy azo tsy atolo-jaza!
jentilisa
42.
Tolo-kena maty jiro, ka vintana no andrasana.
lanto
1
2
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.547