Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe zaho
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
zaho
Hampiditra ohabolana
31.
Zaho tojy azy, ie kea mba nahita ty teany
roscarb
32.
Tsy ilako valin'olo, zaho mana ty ahy
roscarb
33.
Mpirahalahy mi-an'ala: ie mandaginy, zaho koa mandaginy
roscarb
34.
Mpirahalahy mianala, izaho tokiny, izy tokiko
doum
35.
Izaho ve no namono ny voay dia ianao no hiravaka ny vanginy?
JMR
36.
Izaho ve no voky ka hianao no mantsin-drezatra?
JMR
37.
Roalahy miditra ala ka izy tokiko moa izaho tokiny.
jentilisa
38.
Raha sosoa no ataon-dRahavana, izaho irery no mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo
hery
1
2
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1252