Lisitry ny ohabolana misy hoe Anà
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe Anà
2709.
Ory havana manana.
2710.
Manao tsindrio fa lavo.
2715.
Ny ahiahy tsy ihavanana
2716.
ny ahiahy tsy hiavanana
