Lisitry ny ohabolana misy hoe anon
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe anon
91.
Faly raha tonga ny rano fanala kenda, raha malahelo ka misy mpanony, raha lavo ka misy mpanarina