Lisitry ny ohabolana misy hoe kely
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe kely
121.
Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tapak'elatra; hitoetra ihany manina ny reniny.
