Lisitry ny ohabolana misy hoe loha
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe loha
211.
Ny havana ataovy toy ny andry ombin'ilay mora: ny aloha voasafosafo, ary ny aoriana voatehatehaka.
