Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe tiana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
tiana
Hampiditra ohabolana
61.
Ny anatra vahiny: tiana, mody mandry, tsy tiana, mitampody
latina
62.
aza misoroka adidy ka tsy manan-tiana
latina
63.
Ny alahelo toy ny raki-malala: ka raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana azy
tia
64.
Zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsak'hazo
lotus
65.
Havan-tiana tsy iaraha-monina
herikely
66.
Ny anatra vahiny: tiana, mody mandry; tsy tiana, mitampody
rapala
67.
ataovy maro ny tiana dia ho vitsy ny fahavalo
harikalo
68.
Vady tiana k'aza vambaina
Iantra1
69.
izay tiana mitombo tarehy
ariel
70.
aza atao fitia varavarana ka tiana ihany ka atositosika
sydarta
71.
Izay tsy mahafoy kely tsy manana ny tiana.
jefra
72.
ny hava-tiana tsy iaraha-monina
zouzou
73.
Zanaka tiana tsy itsitsiana rotsa-kazo!
vale
74.
raha tiana ny vady ny rafozana no tsinjovi-mandeha
doum
75.
Aleo tsongon'olon-tiana toy izay horo-pahavalo
doum
76.
zanaka tiana tsy hitsitsina rotsa-kazo
doum
77.
Fitia tokonana, tiana fa dikadikaina ( hitsakitsahina)
jentilisa
78.
fitia savony, tiana fa avalana rano.
jentilisa
79.
Ny vady tsy tiana no isaorana
JMR
80.
Aza atao fitia varavarana, tiana ihany fa atositosika
hery
81.
Zanaka tiana tsy hitsisiana rotsa-kazo
vale
82.
Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika.
vaovao
83.
ny alahelo toy ny raki-malala ka raha tsy olo-tiana tsy amborahana azy.
jentilisa
84.
Ny vady no tiana ka ny rafozana no malala
jentilisa
85.
Ny havan-tiana tsy iaraha-monina
hery
86.
Ny havan-dratsy tsy mahaleo ny sakaiza tiana
hery
87.
Havan-tiana tsy mahalavi-tany
hery
88.
aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika.
jentilisa
89.
Zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsan-kazo
McFy
90.
Izay mena valala, izay tiana malala
jentilisa
1
2
3
4
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0376