Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 23 - 42 amin'ny 42
# Daty Ohabolana Nampiditra
42 13/09/05 Vitsika nahazo valala : tonga ny entana fa ny vava no tsy omby hery
41 17/09/05 Izay mena valala, izay tiana malala jentilisa
40 17/09/05 Valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia jentilisa
39 17/09/05 Valala tsy azo tsy atolo-jaza! jentilisa
38 22/09/05 valala voatango ka very fanahy mbola velona jentilisa
37 23/09/05 Tsy mety raha fony tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary. jentilisa
36 23/09/05 toy ny tsindranolahy an-keniheny, ka ny tamana miray ihany no miray. jentilisa
35 26/09/05 Mahaiza manararaotra fa ny valala tsy indroa mandry am-bavahady JMR
34 29/09/05 Valala tsy ampoky ny ahitra ka mifiaka ny antsoro maina. jentilisa
33 30/09/05 Mahita loza Ikalamomba fa misambo-balala ho anjanak'olona. jentilisa
32 30/09/05 valalan'amboa: tanora mitsipika, antitra mitsipika. jentilisa
31 11/10/05 Vitsika nahazo valala, tonga ny entana fa ny vava no tsy omby mandrindra
30 11/10/05 Toy ny valala voatango ka very fanahy mbola velona mandrindra
29 11/10/05 Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina. mandrindra
28 30/11/05 valala an-tany mena : na dia tapaka elatra aza, tsy lany paika zouzou
27 02/06/06 valala manidina ka asiana sira herikely
26 29/01/07 Ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady latina
25 30/01/07 Zana-balala tsy mahatratra ny lanitra latina
24 06/02/07 Matin-drobon'ny adrisa, ka fola-pen'ny aketalahy latina
23 28/04/07 Manao fatim-balala ka maty mamikitra bozaka irery aivetinakely
 1 2 3 >