Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i mandrindra
Search ohabolana
Mampiseho ny 0 - 19 amin'ny 39
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
19
26/09/05
Ny omby mahia tsy lelafin'ny namany
mandrindra
18
26/09/05
Veloma tsy mba adidy, sakafo lany tsy mba andraikitra
mandrindra
17
26/09/05
Tsy sola, tsy paika, ka be saron-doha
mandrindra
16
26/09/05
Aleo joko mihasolanga toy izay solanga mihajoko
mandrindra
15
26/09/05
Omaly ianao nisolanga ho tandrony, anio ianao nisafelika ho sofiny
mandrindra
14
26/09/05
Ny lainga mampitsolantsolana andro ilazana fa mampivalomainty raha mifanatrika
mandrindra
13
26/09/05
Solafaka omen-tehina, potraka omen-kiraro
mandrindra
12
26/09/05
Atsipy ny teny eny antandroky ny omby, atsipy ny teny ao am-pon'ny mahalala.
mandrindra
11
26/09/05
Ny anadray aman-dreny toy ny tsipak'ombalahy, raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mahafaty
mandrindra
10
26/09/05
Mamanta-tany foana toy ny havandra tonga ririnina
mandrindra
9
26/09/05
Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen-kialofana
mandrindra
8
26/09/05
Ny mitabe tsy lanin'ny mamba
mandrindra
7
26/09/05
Ny firaisankina no hery
mandrindra
6
26/09/05
Tsy ny varotra no taloha fa ny fihavanana
mandrindra
5
26/09/05
Ataovy fitia landihazo ka ny madilana tetenona ary ny maito tohizana
mandrindra
4
26/09/05
Ataovy fihavanam-bava sy tanana; koa raha maray ny vava misafo ny tanana ary raha marary ny tanana mitsoka ny vava
mandrindra
3
26/09/05
Aza atao fihavanam-bato ka raha tapaka tsy azo atohy, fa atovy fihavanan-dandy ka raha madilana azo tohizana
mandrindra
2
26/09/05
Aza manao volo ngita mifandray tendro
mandrindra
1
26/09/05
Tsy misy mangidy noho ny sakay fa rehefa teny ierana dia hanina
mandrindra
<
1
2
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0425 seconds