Lisitry ny ohabolana misy hoe ihavanana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe ihavanana
61.
Ny fihavanana ohatra ny landy, maty isika ifonosana, velona itafiana, ka ny madilana arahim-panondro
