• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 22 - 41 amin'ny 61
# Ohabolana Nampiditra
41 toy ny reni-hao, ny vavy indray no malaza. latina
40 aza mitsiriri-bady voky latina
39 aleo adala tena toy izay adala renianaka latina
38 aza tsy tia vady, fa tsy ny voalohany no vady, fa ny farany latina
37 tsy ny donak'afo no mahafana ny trano, fa ny mpivady mifanara-draharaha latina
36 Miady maraina, tsara hariva; miady hariva, tsara maraina, toy ny mpivady latina
35 aza misorom-bady an-trano fa ny tena ihany n ho trany latina
34 Mitranga matetika ohatra ny fifandiran'ny mpivady latina
33 Saro-po manan-tokana, ka tsy manan-droa hamolahana latina
32 Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka hendry tsy manan-ko an-tena. latina
31 aza ny vady an-trano no atao tsy ho zavatra, fa izay mihaingo tsara avokoa latina
30 Raha eken-dRabevoho aza, raha tsy eken-dRafara tsy tapaka. latina
29 Vady hariana be tsiny, zanak'olon-tsy vadiana toa soa, tsy rafozana toa bohaka latina
28 Mirehaka amin'ny be tsy hananana, toa ny vadikelin'Antananarivo latina
27 Raivo tsy hety hirafy, Rafara hisesika ihany. latina
26 Fara-vady anadahy latina
25 tsy mba fanambadian-kalaina fa avy ho azy toy ny torimaso latina
24 Sarotr'entina toy ny rafozam-be tsiny: omena ny manta, Tsy omby vilany, omena ny masaka, sisa tsy lany latina
23 Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo hateran-tsira kely toy izay homen-damba tsara latina
22 Diso hery loatra, ka mamely kopala rafozana latina
 < 1 2 3 4 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.1070 seconds