Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i doum
Search ohabolana
Mampiseho ny 142 - 161 amin'ny 241
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
161
06/10/05
aza manao tahaka ny mpitaty ra-kena
doum
160
06/10/05
ny lehilahy tsy mba ratsy
doum
159
06/10/05
soa lavo hahay hamindra, soa kenda hahay hitsako
doum
158
06/10/05
rano raraka tsy azo raofina intsony
doum
157
06/10/05
alohalika ny ranombary
doum
156
06/10/05
rafozana tonga, salaka tapaka, ny ronona mandroatra
doum
155
06/10/05
valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia azy
doum
154
06/10/05
Malaza tsy hihinanana tahaka ny vilian-tsahona
doum
153
06/10/05
tapi-dalan-kaleha tahaka sokona nanani-bato
doum
152
06/10/05
miala an'akatso dia ambohidepona
doum
151
06/10/05
efa lasa ny alika vao mamory vato
doum
150
06/10/05
ny zanaka adala mampahory ny rainy ary fahorina ho an'ny reny niteraka
doum
149
06/10/05
miteraha hahita
doum
148
06/10/05
ny ray aman-dreny tsy mahafoy zanaka fa ny zanaka no mahafoy ray aman-dreny
doum
147
06/10/05
Mamy ny zanaka
doum
146
06/10/05
TOvovavy ratsy tarehy ka ny volo no aholakolana
doum
145
06/10/05
Aza manao tahaka ny banga misioka
doum
144
06/10/05
Ny rindrina misy sofina
doum
143
06/10/05
raha foy ny teny, manan'elatra
doum
142
06/10/05
Kenda ny akondro nasesiky ny tanany
doum
First
<
3
4
5
6
7
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0827 seconds