Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana rehetra
Hampiditra ohabolana
391.
Aleo tara toy izay tsy misy.
Lahimatoa
392.
Fizaran-kena maty jiro, vintana sisa no andrasana.
Lahimatoa
393.
Noana manontany lera, voky manontany ondana.
Lahimatoa
394.
Aleo miandry rafozan-doza toy izay miandry hani-masaka..
Lahimatoa
395.
"Toy ny ravi-maitso nolalovan'ny fanday ny fitiavantsika roa"
miisa03
396.
in-telo misara-bady,impito rava harena.
heriy
397.
toy ny rano ampasika ny zaza,ka mora ahitsy.
heriy
398.
Tiako ny tenako,fa ianao mbola tiako lavitra
henintsoa28
399.
Mandry aloha tsy mirirana.
Lyla's
400.
"tsy misy olona tsy misy aingam- panahy fa misy olona biby"
rafenomanantsoasantatra
401.
Tsy lany lainga toy ny mpampirafy
Belouv
402.
Aza manana fitiavana vita sinoa.
Topher
403.
Aleo misoroka,toy izay sorohina.
Topher
404.
Ny làlam-be no tsy asian-dratsy, ny hiverenana
omegahuguette
405.
VITA HO AZY TAHAKA NY KARATR'I NAIVO;IZY NANDOA VOLA ,NY FANJAKANA KOA TSY MITAKY
SYLLA8
406.
kakazo maro sefaka tsy ilatsaha magnaniky
jidal
407.
saro-tadiavina hoatran'ny aretin-jaza ny marina
manyng2017
408.
Izay tsy milalao sain-kanina, sakaiza-bilany vy kendakorona
zahoity
409.
Aza miveraka fa asio izay miahaka
bolihfriends
410.
Raha razana tsy hitahy mifohaza iady vomanga
aer0jhony
411.
Aza miady vitana amin'ny akoho.
Topher
412.
Tahaka ny mprivaro-tantely, mitelin-drora anilan'ny mamy
haj.hery
413.
Ny katsaka no manao baby telo, ny tany aniriany no lonaka
haj.hery
414.
Mpanjaka mahihitra,maty alohan'ny andevony
vizir
415.
Aleo manenina tsy nahazo toy izay manenina nahazo.
Lemonja
416.
Ny vontom-pon'ny te-ho velona tsy mitovy amin'ny vontom-pon'ny te-hamono.
Lemonja
417.
Solika raraka an-tany, tsy tonga mba hamelona fa hamono.
dr
418.
Aza atao toy ny fihavanam-bato , fa raha tapaka tsy azo hatoy
hasinasamael2016
419.
NY tsa tea tsa hilaza soa
fidelis16
420.
Henan' ny mpitsoka mozika, ataovy tsara zara fa vidim-pofon' aina .
ikalamako
Voalohany
Mialoha
12
13
14
15
16
Manaraka
Farany
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135