Ny soa atao hono hoe levenam-bola fa ny ratsy atao kosa loza mihantona.
Sokajy: Toe-tsaina
sylvoalias 07/12/2007 11:46

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 24/12/2007 15:35)
Mamy leretsy ,sitraka lerony telina ry zalahy ,lehibe anefa fa tsy azo atelina ianareo,aza sasatra ny manao soa,ny soa dia fitiavana,ka izay manan-tsoa manam-pitiavana,ny fitia mifamaly anie ka mahatsara fihavanana,ary ny teny tsy valiana dia ratsy,satria ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana,...Ny levenambola dia ny soa atao sy ny fitiavana asehonao sy anananao
izay tsy mahamenatra ny manana azy.Ny mpanao ratsy kosa anefa dia mahin-dava,matao-dava,tsy matoky na dia ny tenany aza,ka izy irery ihany no manabe andro aman'alina ilay loza izay mihantona eo ambony lohany,ka na ho ela na ho haingana ho tapaka ilay tady ihantonan'ilay lozabe ka hianjera amin'ny lohan'ilay tompony,ka raha mahavoa dia hahafaty fa raha tsy mahavoa kosa hahafanina...eko dia manaova ny soa madigna eny fa na dia tsa misy valiny aza.
Aza manao ny ratsy....!!!
Sylvoalias.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952