Ohabolana nampidirin'i ftma
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 45| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 24/09/05 | akoho mahia misy masaka, saro-dazaina aman-kavana. | ftma |
| 4 | 24/09/05 | Atody makakoa latsaka an-dalana, samborina izy maty ny ray; avela izy, maty ny reny. | ftma |
| 3 | 24/09/05 | ny fihavanana dia rano be mamono afo | ftma |
| 2 | 24/09/05 | Ny sikidy ratsy tsy amonoan-tena, ny sikidy soa tsy iravoana. | ftma |
| 1 | 24/09/05 | lalitra an-kazo, ny iaviany tsy mahavezatra, ny ialany tsy mahamaivana. | ftma |