Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 5449 - 5468 amin'ny 5508
# Daty Ohabolana Nampiditra
5468 14/12/11 Ny vola tahaka ny mpivarotena; tsy mahalala fahanterana ; tsy mahalala havizanana. zonia
5467 14/12/11 RAJAKO manao palitao haitraitra fa tsy FANDROSOANA ; ny tarehy ratsy ny vatana voloina ; ny fofon-kelika no ranomanitra milofo
5466 12/12/11 Aza matory tsy manana eritreritra niryna
5465 12/12/11 Tsy misy tsara hoatra ny fanambadiana mifanaraka niryna
5464 12/12/11 Mitombo an-dalana hoatra ny dian'andriana. niryna
5463 12/12/11 Ratsy tarehy ambinin-doza ka mikarakara vao tsara. niryna
5462 12/12/11 Ny ho avy dia ho an'ireo izay efa namisavisa sy nieritreritra izany niryna
5461 12/12/11 Tsara ny mahay zavatra iray noho ny mahaihay zavatra maromaro. niryna
5460 12/12/11 Tsy misy afaka anome torohevitra tsara ho anao raha tsy hianao irery ihany niryna
5459 12/12/11 Aza midoka-tena ,aleo ny hafa no hiteny izany. niryna
5458 12/12/11 Sihanaka voadakan'omby,ka matin'ny hasarotan-dronono. niryna
5457 12/12/11 Aza manao takorobabon'akoho:ny iray fisiam-potsimbary,ary ny iray fisian'akotry. niryna
5456 12/12/11 Ataovy toy ny toetr'andro ka na iza manome tsiny dia tsy miova izy. niryna
5455 12/12/11 Ny hazo tapahina manam-pototra,ny hazo vakina misy ilany;ny teny atao misy farany. niryna
5454 12/12/11 Aza manositosika ny tsy manombika niryna
5453 12/12/11 Sitraka enti-matory,ka valian-draha mahatsiaro niryna
5452 12/12/11 Toy ny sakay ao anaty tavoahangy ny fiainana,izay nohaninao anio no havoaka rahampitso. niryna
5451 05/12/11 Sasa forin'ny maro anaka, iray loak'aty dia roa topatopa! sejianis
5450 05/12/11 Rangahibe naka rafy, ka mampitondra ny tsy eran'ny aina! sejianis
5449 05/12/11 Nilatsahan'ny varatra eo am-pangerena, ka sady maty no mihosontay! sejianis
 < 1 2 3 4 5 >  Last