Vava kisoa misy sira: ka tokinao hihinana azy.

Nampidirin'i : lanto

Hevitra mandeha

Tokinao (08/04/2006 15:33:19)

ra ny fahafantarako azy ry lanto dia " [b]asakasakao[/b] " no tena izy fa tsy " [b]tokinao[/b] " a. Sa ahoana ?
[url]http://tokinao.blaogy.com[/url]

Hametraka hevitra

Midira aloha