Manao mbay lalana antsena
doum 05/10/2005 23:40

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

rainizao ( 13/05/2019 12:00)
Mampieritreritra ihany ilay hoe ntaolo malagasy izay fatra mpanaja olona no hangata-dalana ka hanao hoe mbay (araka ny dikan-teny nomena hoe miesora na mietaha. Sao dia fiovana taty aoriandriana kosa no nahatonga ilay hoe mbay, maro mantsy ny teny toa izany dia very mihitsy ilay tiana ho tenenina tany aloha ohatra Andrambovato raha araka ny tsilian-tsofina dia toa hoe Antranoambovato no tena izay fa niova noho ny fanononana haingana dia tsy dia mifanaraka loatra intsony sao kosa eto mba tenim-panajana hoe: Mba hilalana re tompoko o!????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013