ramalona aza mifehy azo tokana

Nampidirin'i : vale

Hevitra mandeha

sylvoalias (03/05/2013 18:13:01)


Miala tsiny vale fa areniko kely le ohabolana nampidirinao:
Araka ny hevitro de :"Ramalina aza mifehy hazo tokana...!"... izany hoe izay malina sy fetsy de tokony hitazona tsara izay azony sy ananany fa sarotra ny mila....izay malina tsy sasatra ny mitsinjo na mibanjina ny ho avy...tsy taitra ny akanga tsara soratra ka manary ny akoho za-trano....:-))
S.

Hametraka hevitra

Midira aloha