Raha hizara ihany, fitiavana zaraina ; raha hitondra ody ihany, fitiavana lanjaina ; raha amokatra ihany, fitiavana vokarina ; raha hikendry ny soa, ny fitiavana kendrena
Sokajy: fitiavana - Anatra
jock 27/08/2015 08:31

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

RIJA08 ( 24 andro lasa)
be diso be ilay tsipelina : HODY fa tsy ODY , HAMOKATRA fa tsy AMOKATRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009